HORONAN-TSARY RTOA FILOHA MANERAN-TANY AMIN’NY FIAINANA AN-DAVAN’ANDRO
Horonan-tsary notontosain’ny mpanao gazety Fy ANDRIANARISON nandritry ny fandaharana GASY MAFOAKA : ny andriambavilanitra Hanitra ANDRIAMBOAVONJY.
FIRARIAN-TSOA NOELY 2020
Mirary Noely sambatra sy taona vaovao feno fahasoavana ho anao sy ny ankohonanao ny FI.MPI.MA.
FARITANY MAHAJANGA Atrik’asan’ny fampianarana 28 Novambra 2020
Notontosaina ny sabotsy 28 Novambra 2020 lasa teo, tao amin’ny lapan’ny vakoka sy ny soma, ny atrik’asan’ny fampianaran’ny Faritany Mahajanga.