Tsy hadalan’ny akoho no itoerany eo an-joro fa toeram-boazara
Toerana ametrahana ny akoho ny zoro. Fahiny dia zoron-trano atsimo atsinanana no natao fitoeran’ny akoho. Toerana mandefitra ny atsimo, arak any fisainantsika Malagasy, ny akoho no napetraka tao , tsy afa-nifidy.
Enti-milaza ny fanekena ny anjaran’ny tena eo amin’ny fiainana na manao ahoana na manao ahoana, na tsara na ratsy.
Abéline Eléonore