Tsindrio ny rohy isan’isany eto ambany misy ny fanampim-panazavana
1- Tsy adalan’ny akoho no hitoerany eo anjoro fa toeram-boazara >>
2- Rotra sy zavokà mifampitaha, na samy midoroboka aza tsy avelan’ny voany hisahala >>
3- Matin-drobon’ny adrisa ka fola-pen’ny aketalahy >>
4- Ny fo tony no mahay tono hoboka >>
5- Ataovy toy ny fanirim-boatavo, ka sady mandeha no mandatsaka >>