Fankalazana ny ivon’ny faha 55 taona FI.MPI.MA.
TAFASIRY
Mpikabary mifaribolana, mikarajia an-kihitse
ZOMA 16 Novambra 2018
Manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva.
Ao amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza Antananarivo.
FIFANDRAISANA : 034 04 188 97 / 032 05 930 12 / 033 82 965 29
Ireo lohahevitra ho velabelarina :
Ny Haifizaka sy haifiseho imasom-bahoaka
Dr RABENALISOA RAVALITERA Jean
Ny lanjan’ny fahaiza-miteny Teo amin’ny fampielezana ny fivavahana Kristianina teto Imerina
RANJATOHERY Harilala
Ny kabary mandrindra ny serasera tao Manjakadoria
ANDRIAMBOAVONJY Hanitra
Ny kabary hoenti-miatrika ny taona arivo fahatelo, andrana sy vina
RAKOTONIAINA Bearisoa Printsy,
Ny famadihana ao amin’ny faritr’i Vakinankaratra
RAKOTOASIMBOLA Apollin
Ny fandiam-bolagna betsileo eo anivon’ny fiaraha-monina
ANDRIAMALAZAONY
Fagnotsafana amin’ny fananganana mpanjaka amin’ny fomba Matitanana
JEAN ROBERT Veloniaina, ROLAND Felice, RAZANATOVO Urnhases
Velona asara tsy ritra maintany
RATSIMBAZAFY Bernard
La politique d’Andrianampoinimerina sur les Vazimba à travers le kabary
RAJOELINORO Marie Robertine
Ny fiantraikan’ny kabary eo amin’ny fiarahamonina Manoloana ny fanatontoloana
Dr RABARIJAONA
Ny fifandraisan’ny Kabary sy ny Angano hiarahana
Paul CONGO
Ho anareo maniry ny hisakafo atoandro, hiangaviana hiantso ny
034 04 188 97 na 032 05 930 12