FI.MPI.MA. 55 TAONA ZOMA 28 JONA 2019 LAPAN’NY AKADEMIA MALAGASY TSIMBAZAZA
Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA tao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza
tamin’ny 9 ora maraina :
1. Tan-tsoroky ny RENALA FI.MPI.MA.
Vela-kevitra, notontosain’ Atoa Nalisoa RAVALITERA sy Atoa RANJATOHERY Harilala Mpikambana FI.MPI.MA. sady mpikambana mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy, mitondra ny lohateny hoe :
« TOMBO-DOHANY HO AN’NY ENDRIKY NY KABARY MALAGASY ANKEHITRINY, MIORIM-PAKA AMIN’NY NENTI- DRAZANA »
2. Fampisehoana kabary nataon’ireo nahazo laharana voalohany isam-paritany :
« TOKANTRANO MAHATANTERAKA NY ZON’OLOMBELONA, LOHARANOM6PAHASAMBARANA »,mpiara-miombon’antoka tamin’izany ny CNPC.
3. Fizarana mari-pankasitrahana ireo mpikambana tranainy.
Tsindrio ny sary dia hihalehibe