Lahatenin’ny masoivohon’i Madagasikara eo anivon’ny UNESCO mikasika ny KABARY ny 22 desambra 2021
Arahintsika ao amin’ny pejy Facebook TV PLUS Madagascar Ofisialy ny lahatenin’ny masoivohon’i Madagasikara eo anivon’ny UNESCO mikasika ny KABARY
Tsindrio ny rohy eto ambany :
>>Kabary vakoka iraisam-pirenena tsy azo tsapain-tanana ho an’ny zanak’olombelona