Sampana FI.MPI.MA. Benelux Lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba  Sabotsy 25 septambra 2021 ao Bruxelles

Sampana FI.MPI.MA. Benelux Lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba Sabotsy 25 septambra 2021 ao Bruxelles

10 septembre 2021 Non Par Talen'ny serasera
Ny Sampana FI.MPI.MA. Benelux dia faly manasa anao hanome hasina sy hanemitra ny lanonana famoahana , fanasaloran-damba ireo « andiany Sandratra, Andraina, Salohy » taona 2019-2020-2021″- fandraisan-tanana ireo mpianatra teny Malagasy « andiany 2021 » ary fanokafana ny taom-piofanana 2021-2022.
Andro : Asabotsy 25 Septambra 2021, amin’ny Telo ora hariva (15h).
Toerana : Maison St Marc, 76 avenue de Fré-1180 Bruxelles (Uccle).
Misy toerana malalaka hoan’ny fiarakodia.
Fiarahana miala hetaheta atolotry ny FI.MPI.MA Benelux aorian’ny lanonana.
« ALEO MIANOKA TOY IZAY HITANTARANA « 
(Tsy misy saram-pidirana fa Fandraisana anjara malalaka eo am-piravana – Tsy adino ny arovavaorona).