FARITANY FRANTSA Lanonana  4 Mey 2019 MONTPELLIER

FARITANY FRANTSA Lanonana 4 Mey 2019 MONTPELLIER

22 mars 2019 Non Par Talen'ny serasera

 

Lanonana sampana AVIGNON, LYON, MARSEILLE, MONTPELLIER ary NICE  teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany sy Fiadidian’Atoa filohan’ny faritany Frantsa ary notronin’ny Mpiandraiki-draharaha ivelan’ny nosy sy ny Masoivoho malagasy.

Ny 4 Mey 2019  Salle d’Oeuvre JEAN XXIII 42, Aveus d’Asas 34000 Montpellier

Niatomboka tamin’ny fiaraha-misakafo ny fotoana.

Avy eo dia notohizana tamin’ny fanatontosana ny lanonana manara-penitra :

-Fianianan’ny Filohan-tsampana

-Famoahana mpianatra kabary

-Fandraisana ho mpikambana sy fametrahana fango

-Fanasaloran-damba mpikabary

Noravahana ihany koa tamin’ny Seho Kanto isan-karazany ary nofaranana tamin’ny fialana hetaheta sy fizarana mofomamy

 

Tsindrio ny sary dia hihalehibe