LANONANA SAMPANA ITAOSY 9 FEBROARY 2019

12 février 2019 Non Par Talen'ny serasera

 

 Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako

 

– Fianianana Filohan-tSampana Itaosy Atoa Harimamy Tojonirina Ramaharitriniaina

– Fanolorana ireo birao

– Fanolorona mari-pankasitrahana Birao Foibe ho fahatsirovana ny faha-55 taona ny FI.MPI.MA.

– Koba

– Fiaraha-miala hetaheta

 

Teny fanevan’ny Sampana Itaosy : « Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako »