LANONANA SAMPANA MPIAVA 17 FEBROARY 2019

20 février 2019 Non Par Talen'ny serasera
Hanandratra sy hanome Hasina ny fomba sy ny kolontsaina Malagasy
 
Natao tao amin’ny Étoile des Neiges Sabotsy Namehana ny Alahady 17 Febroary 2019
– Fianianan’ny Filohan-tSampana MPIAVA, Atoa ARISON Olivier Boniface
– Fanafiana lamba
– Fametahana Fango
– Famindrana faneva
– Fiarahabana noho ny taona vaovao
– Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana
– Fiaraha-miala hetaheta