LOABARY AN-DASY FI.MPI.MA. 15 – 17 FEBROARY 2024
Eo ambany fiahian’Andriamatoa Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina
Ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy dia faly manasa anao hanafy haja sy hampiankotso voninahitra ny lanonam-panokafana ny ivon’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny FI.MPI.MA.
Alakamisy 15 Febroary 2024,
Amin’ny 8 ora sy sasany maraina,
Ao amin’ny lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza.
Kabary, antsika jiaby !
FI.MPI.MA., miroso hatrany, miaro ny ilo mby an-doha.