FARITANY SOISY LANONANA FAMOAHANA sabotsy 18 septambra 2021 amin’ny 6 ora sy sasany hariva
Am-pifaliana hatrany no hanasana antsika rehetra hifanotrona amin’ny lanonan’ny mpikabary, hatao any Suisse, anio asabotsy 18 septambra 2021, amin’ny 7 ora sy sasany, ora Madagasikara.
Sampana FI.MPI.MA. BENELUX 28 aogositra 2021 Vokatra fanadinana andiany ANDRAINA sy SALOHY
Tontosa soa ny 28 aogositra 2021 lasa teo ny fanadinana ho an’ny andiany ANDRAINA sy SALOHY tao amin ny Sampana FI.MPI.MA BENELUX. Tsara ny vokatra, kanty ireo mpiadina ary velombolo ny mpampiofana. Indreo sary vitsivitsy :
HERINANDRON’NY KABARY 07 AOGOSITRA 2021 – 14 AOGOSITRA 2021
Zoom hanarahana ireo hetsika ampitain-davitra : Rohy : https://us02web.zoom.us/j/89028628199 ID : 89028628199 Tsy misy teny miafina.
