Auteur/autrice : Talen'ny serasera

FARITANY FRANTSA 27 jona 2020 Iray volan’ny teny malagasy sy faha 60 taonan’ny fahaleovantena

Vita soa aman-tsara  ny hetsika fanamarihana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madakagasikara sy ny Iray volan’ny teny malagasy tamin’ny asabotsy 27 jona 2020. Fanamby lehibe tokoa no nanaovana izany satria zava-baovao no natao, ary  sarotra ny fanatanterahana azy amin’ny lafiny teknika  satria ny olona maneran-tany no afaka nijery izany. Noho ny fifandrimbonan’ny tanana ny…

Par Talen'ny serasera 28 juin 2020 Non

FARITANY KANADA 20 jona 2020 mankalaza ny faha-60 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara

Fankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena sy ny Iray volan’ny teny Malagasy, nokarakarain’ny FIMPIMA KANADA. Andro asabotsy 20 jona 2020. Tamin’ny alalan’ny zoom, na fihaonana an-joom. Loha-hevitra nitondrana ny hetsika: Iza moa ianao ry Malagasy? Ireo nitondra ny famelabelarana na nandahan-teny t@ izany: Ramatoa Hanitra Andriamboavonjy, Filohan’ny FIMPIMA Maneran-tany. Andriamatoa Abel Andriarimalala, Mpampianatra teny malagasy…

Par Talen'ny serasera 21 juin 2020 Non