FANOKANANA HO SAMPANA NY NOSY LA REUNION 16 MARTSA 2019
Izay tia ny tenindrazany, tia ny tanindrazany Lanonana natao tao amin’ny Mairie Saint-Denis ny 16 Martsa 2019 -Fanokanana ho sampana ny nosy La Réunion -Fametrahana ny Filoha sy ny birao hitantana ny sampana vaovao -Famoahana ny andiany voalohany FANILO -Seho an-kabary -Fiarahana miala hetaheta
FARITANY FRANTSA Alin’ny mpikabary ny 9 Martsa 2019 ao LYON
DOBODOBOKA FOMBAN’APONGA, KALOKALO FANAOM-BOROMANGA, ASAKASAKAREO TSY HO TONGA, ASAKASAKAREO TSY HITRANGA.
FIANIANAN’NY FILOHAN-TSAMPANA ANALAMANGA MIKOLO 2 MARTSA 2019
Lanonam-pianianan’ny Filohan-tSampana Analamanga MiKolo, Atoa RATSIMBA Ny Aina Heri-Zo Natao tao amin’ny Dôme Rta Ankorondrano ny 02 martsa 2019
FARITANY A.MA.A. TOAMASINA LANONANA 23 FEBROARY 2019
Lanonana tao amin’ny DREN Atsinanana Toamasina ny asabotsy 23 febroary 2019. Fianianan’ny Filoham-paritany A.MA.A. Toamasina, Rtoa RAHANTARIMANANA Sylvia. Fianianan’ny Filohan-tSampana 10. Sary Fianianana Filoham-paritany Sary Fianianana Filohan-tsampana 10
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY TENY IBEAZANA
Fantatrao ve ? Ny 21 Febroary dia andro iraisam-pirenena natokana hankalazana ny teny ibeazana na ny tenin-dreny