Catégorie : Vaovao farany

LANONANA SAMPANA MPIAVA 17 FEBROARY 2019

Hanandratra sy hanome Hasina ny fomba sy ny kolontsaina Malagasy   Natao tao amin’ny Étoile des Neiges Sabotsy Namehana ny Alahady 17 Febroary 2019 – Fianianan’ny Filohan-tSampana MPIAVA, Atoa ARISON Olivier Boniface – Fanafiana lamba – Fametahana Fango – Famindrana faneva – Fiarahabana noho ny taona vaovao – Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana – Fiaraha-miala…

Par Talen'ny serasera 20 février 2019 Non

LANONANA SAMPANA ANDREFAN’IARIVO (S’ANDR’I) 16 FEBROARY 2019

Ny ritsobaliha torifolon’ny hakanton’ny teniko, Asandratro f’haiko mikolo, tiaviko tahaka ny reniko Natao tao amin’ny Akany Nambinintsoa Talatamaty ny 16 Febroary 2019. – Fianianan’ny Filohan-tSampana S’ANDR’I, RAHARINANDRASANA Fanomezantsoa Alain   – Fanasalorana lamba sy fametahana fango – Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana – Fanolorana mari-pankasitrahana noho ny faha 55 taonan’ny FI.MPI.MA. avy amin’ny Birao Foibe –…

Par Talen'ny serasera 19 février 2019 Non

LANONANA SAMPANA ITAOSY 9 FEBROARY 2019

   Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako   – Fianianana Filohan-tSampana Itaosy Atoa Harimamy Tojonirina Ramaharitriniaina – Fanolorana ireo birao – Fanolorona mari-pankasitrahana Birao Foibe ho fahatsirovana ny faha-55 taona ny FI.MPI.MA. – Koba – Fiaraha-miala hetaheta   Teny fanevan’ny Sampana Itaosy : « Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako »  

Par Talen'ny serasera 12 février 2019 Non