FI.MPI.MA. 55 TAONA ZOMA 28 JONA 2019 LAPAN’NY AKADEMIA MALAGASY TSIMBAZAZA
Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA tao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza tamin’ny 9 ora maraina : 1. Tan-tsoroky ny RENALA FI.MPI.MA. Vela-kevitra, notontosain’ Atoa Nalisoa RAVALITERA sy Atoa RANJATOHERY Harilala Mpikambana FI.MPI.MA. sady mpikambana mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy, mitondra ny lohateny hoe : « TOMBO-DOHANY HO AN’NY ENDRIKY NY KABARY MALAGASY…
ALIN’NY MPIKABARY ZOMA 28 JONA 2019 CARLTON MADAGASCAR
Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA. Tao amin’ny Carlton Madagascar ny zoma 28 jona 2019. Ny kalo tsy amim-balihy,tsy manga; Ny dihy tsy amin’aponga,maivana; Ny korana tsy natrehinareo,tsy lavorary. Araka izany, tontosa sy lavorary tamim-pahamendrehana sy tamim-pahombiazana ny Alin’ny mpikabary. Ka saotra arahin-drary, sitraka evaina hasina no atolotra ny mpanotrona sy ny…
FARITANY FRANTSA KIDAOMBARAMITA 18 MAY 2019
Nandray anjara mavitrika tamin’ny RNS isika, indrindra amin’ny maha mpikambana. Koa ho antsika eto Frantsa, andeha hifanotrona hatrany amin’ny asabotsy 18 mey ho avy izao
RNS 21 Aprily 2019 tao Vichy Frantsa
Vory lanona tao amin’ny tanàna antsoina hoe Vichy, any Frantsa, malagasy marobe an’arivony maro namonjy ny RNS. Ny RNS (Rencontre Nationale Sportive) dia hetsika misy isan-taona, fihaonam-ben’ny malagasy aty eoropa izay voalohany indrindra fihaonana ho amin’ny lalao ara-panatanjahantena maro samihafa. Amin’io fotoana io dia misy koa etsy andaniny ny fanandratana hatrany ny teny malagasy :…