FARITANY FRANTSA Lanonana 13 Aprily 2019 TOULOUSE
Teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany sy teo ambany fiadidian’ Atoa Filohan’ny Faritany Frantsa no nanatontosana ny lanonana FAMOAHANA IREO MPIOFANA, FANASALORAN-DAMBA IREO MPIKABARY ary ny FIANIANA FILOHAN-TSAMPANA BORDEAUX, MENAMASOANDRO ary TOULOUSE ny Asabotsy 13 aprily 2019 tamin’ny 6 ora hariva tao amin’ny 8, bld de Joffrery, 31600 MURET. Voaravaka hira sy dihy ary seho…
FARITANY SOISY Lanonana 27 Aprily 2019 GENÈVE
Arahabaina toa an-dRavoninkazo isika rehetra, ka hotsidihan’ny lolo marevaka, hovangian’ny renitantely; ho tojo fahatsarana sy fahamamiana » Notanterahina teto Genève, salle paroissiale Servette, avenue Wendt, 1203 Genève, ny asabotsy 27 Aprily nanomboka tamin’ny 6 ora hariva, ny lanonana telo sosona : Fianianana nataon’ny filoham-paritany Soisy Naina Rabemanantsoa, Famoahana ny andiany ´LahitokanampelaSoa’, Fanasaloran-damba ny andiany ´Rakijoro’.…
SAMPANA MAORISY LANONANA 31 MARTSA 2019
Izay tia ny tenindrazany, tia ny tanindrazany Tsindrio ny sary dia hihalehibe
FARITANY FIANARANTSOA LANONANA 22 MARTSA 2019
« Tsa nividy, tsa nanakalo fa tompony » Lanonana Faritany FI.MPI.MA. Fianarantsoa. Zoma 22 martsa 2019 tao amin’ny Tranom-pokonolona (taloha) Fianarantsoa, Notronon-dRtoa Talem-paritry ny Kolontsaina sy ny Filoha lefitry ny Ben’ny tanana tao an-toerana. – Fianianan’ny Filoham-paritany vaovao, Rtoa RAKOTOVAOARILALAO Marie Eliane – Fanolorana ireo Birao mpiara-miasa – Fianianan’ireo Filohan-tSampana 8 eto Fianarantsoa – Fanafiana…
FARITANY FRANTSA Lanonana 6 Aprily 2019 ATHIS MONS
Fianianan’ny Filoham-paritany Frantsa sy ireo Filohan-tSampana vaovao Mulhouse, Orléans, Paris, Rouen ary Strasbourg. Tsindrio ny sary dia hihalehibe