FARITANY FRANTSA Alin’ny mpikabary ny 9 Martsa 2019 ao LYON
DOBODOBOKA FOMBAN’APONGA, KALOKALO FANAOM-BOROMANGA, ASAKASAKAREO TSY HO TONGA, ASAKASAKAREO TSY HITRANGA.
FIANIANAN’NY FILOHAN-TSAMPANA ANALAMANGA MIKOLO 2 MARTSA 2019
Lanonam-pianianan’ny Filohan-tSampana Analamanga MiKolo, Atoa RATSIMBA Ny Aina Heri-Zo Natao tao amin’ny Dôme Rta Ankorondrano ny 02 martsa 2019
FARITANY A.MA.A. TOAMASINA LANONANA 23 FEBROARY 2019
Lanonana tao amin’ny DREN Atsinanana Toamasina ny asabotsy 23 febroary 2019. Fianianan’ny Filoham-paritany A.MA.A. Toamasina, Rtoa RAHANTARIMANANA Sylvia. Fianianan’ny Filohan-tSampana 10. Sary Fianianana Filoham-paritany Sary Fianianana Filohan-tsampana 10
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY TENY IBEAZANA
Fantatrao ve ? Ny 21 Febroary dia andro iraisam-pirenena natokana hankalazana ny teny ibeazana na ny tenin-dreny
LANONANA SAMPANA MPIAVA 17 FEBROARY 2019
Hanandratra sy hanome Hasina ny fomba sy ny kolontsaina Malagasy Natao tao amin’ny Étoile des Neiges Sabotsy Namehana ny Alahady 17 Febroary 2019 – Fianianan’ny Filohan-tSampana MPIAVA, Atoa ARISON Olivier Boniface – Fanafiana lamba – Fametahana Fango – Famindrana faneva – Fiarahabana noho ny taona vaovao – Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana – Fiaraha-miala…