Zoom Takalo dinika amorom-patana 06 septambra 2020 @ 4ora – 6ora hariva
Ny loha hevitra hozaraina amintsika amin’izany dia « Kabary am-panambadiana ».
SAMPANA BENELUX Fanokafana taom-pianarana vaovao ny sabotsy 05 Septambra 2020 @ 3ora folakandro ao BRUXELLES
Fandaharam-potoana sampana benelux 05 09 2020
Lalao ahazoana loka alatsinainy 10 aogositra 2020
ZOOM : ID 818 425 1442 FB : Fikambanan’ny mpikabary malagasy FARITANY TOLIARA FARITANY ANTANANARIVO FARITANY FRANTSA