Catégorie : Vaovao farany

FANOKAFANA TAOM-PIOFANANA KABARY SAMPANA BENELUX 21 SEPTAMBRA 2019 BRUXELLES

Sampana FI.MPI.MA. BENELUX faly manasa anao amin’ny fanokafana ny taom-piofanana fianarana kabary  ny ASABOTSY 21 SEPTAMBRA 2019 @ Telo ora hariva (15h). Eo ambany fiahian-dramatoa Filohan’ny FI.MPI.MA. Manerantany sy ny FOIBE FI.MPI.MA. Manasa ny sakaiza sy ny FI.MPI.MA. rehetra eto EROPA. Toerana : Masoivohon’i Madagasikara , Efitrano fandraisambahiny , 276 Avenue Tervueren 1150 Bruxelles. Fanazavana fanampiny…

Par Talen'ny serasera 9 septembre 2019 Non

FISAORANA SY SARY HERINANDRON’NY KABARY TOLIARA 12 – 17 AOGOSITRA 2019

FISAORANA NOHO NY FAHATONTOSAN’NY HERINANDRON’NY KABARY – TOLIARA 2019 Ry Mpiray dia, Faly manolotra ny arahaba homban-drary sy ny akory tovanan-kasina ho anareo. Tontosa‭ ‬ ‭ ‬soa ‭ ‬aman-tsara‭ ‬ ‭ ‬ny Herinandron’ny kabary ny 12 aogositra 2019 hatramin’ny 17 aogositra 2019 lasa teo‭ ‬tao Toliara. Manoloana izany, mby amin’ny hoe “ny vary tsy fotsy…

Par Talen'ny serasera 19 août 2019 Non

FARITANY MAHAJANGA LANONANA 28 JOLAY 2019

Teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany Hanitra ANDRIAMBOAVONJY, sy notronon’ ireo  solotenam-panjakana ny lanonana izay natao ny Alahady 28 jolay 2019 tao amin’ny Faritany Mahajanga. Nozaraina mari-pitozoana tamin’izany ireo taninketsa miisa efatra, nozaraina mari-pahaizana ihany koa ny andiany « Mamenohasina ». Nosaloran-damba kosa ireo mpikambana raikitra nahafeno ny fepetra rehetra. Seho maro loko no nandravaka ny fotoana. Nahafinaritra ny…

Par Talen'ny serasera 1 août 2019 Non