Catégorie : Vaovao farany

FARITANY AM.A.A. TOAMASINA LANONANA 27 JOLAY 2019

Tontosa soa aman-tsara ny asabotsy 27 Jolay 2019 ny lanonana izay nataon’ny Sampana Koragna sy Soa ambo Faritany Toamasina. Ivon’ny lanonana ny fanolorana mari-pitozoana ireo sokajy taninketsa, fanolorana mari-pahaizana ireo sokajy mpiofana sy ny sokajy takalo. Nanamarika ny lanonana ihany koa ny fanasaloran-damba ireo mpikambana raikitra nahafeno fepetra. Nanafy haja ny fotoana ny fanotronan-dRtoa Filoha…

Par Talen'ny serasera 1 août 2019 Non

FI.MPI.MA. 55 TAONA ZOMA 28 JONA 2019 LAPAN’NY AKADEMIA MALAGASY TSIMBAZAZA

Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA tao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza tamin’ny 9 ora maraina : 1. Tan-tsoroky ny RENALA FI.MPI.MA. Vela-kevitra, notontosain’ Atoa Nalisoa RAVALITERA sy Atoa RANJATOHERY Harilala  Mpikambana FI.MPI.MA. sady mpikambana mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy, mitondra ny lohateny hoe : « TOMBO-DOHANY HO AN’NY ENDRIKY NY KABARY MALAGASY…

Par Talen'ny serasera 29 juin 2019 Non

ALIN’NY MPIKABARY ZOMA 28 JONA 2019 CARLTON MADAGASCAR

Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA. Tao amin’ny Carlton Madagascar ny zoma 28 jona 2019. Ny kalo tsy amim-balihy,tsy manga; Ny dihy tsy amin’aponga,maivana; Ny korana tsy natrehinareo,tsy lavorary. Araka izany, tontosa sy lavorary tamim-pahamendrehana sy tamim-pahombiazana  ny Alin’ny mpikabary. Ka saotra arahin-drary, sitraka evaina hasina no atolotra ny mpanotrona sy ny…

Par Talen'ny serasera 29 juin 2019 Non