TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

SAHOBIN'NY MPIKABARY 03 JONA 2023 AO AMIN'NY CARLTON MADAGASCAR, IREO MPANOHANA SY MPIARA-MIASA :

Fintina Zaikabe 2018

  Notontosaina tany Antsiranana tamin’ny alahady 30 septambra ka hatramin’ny asabotsy 6 oktobra ny Zaikabe fahefatry ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy FI.MPI.MA. Tao amin’ny SCAMA Paul VI no nanaovana ny Zaikabe fa ny fanokafana sy famaranana kosa no natao tany amin’ny Lapan’ny tanànan’Antsiranana Vaninandro miavaka, mivela ho tantaran’ny FI.MPI.MA. ny zaikabe fahefatra  ary fanamby lehibe  satria …

Par Talen'ny serasera 18 octobre 2018 Non