TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

OHABOLANA

Taom-baovao fiarahabana ireo Zokiolona FI.MPI.MA. sy fanolorana takelaka 5 janoary 2019

Taom-baovao 5 janoary 2019 tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina. – Fiarahabana taom-baovao ireo Zokiolona FI.MPI.MA. na antsoina ihany koa hoe RENALA. Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solombodiako izy ireo. – MIRA TAONA : mankalaza ny faha 55 taona mitovy amin’ny FI.MPI.MA. Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy fahatsiarovana izy ireo – VOARABE : Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solom-bodiakoho.…

Par Talen'ny serasera 29 janvier 2019 Non

Fintina Zaikabe 2018

  Notontosaina tany Antsiranana tamin’ny alahady 30 septambra ka hatramin’ny asabotsy 6 oktobra ny Zaikabe fahefatry ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy FI.MPI.MA. Tao amin’ny SCAMA Paul VI no nanaovana ny Zaikabe fa ny fanokafana sy famaranana kosa no natao tany amin’ny Lapan’ny tanànan’Antsiranana Vaninandro miavaka, mivela ho tantaran’ny FI.MPI.MA. ny zaikabe fahefatra  ary fanamby lehibe  satria …

Par Talen'ny serasera 18 octobre 2018 Non